Forum

 
You must be logged in to post Login Register


Register? | Lost Your Password?

Search Forums:


 






Wildcard Usage:
*    matches any number of characters
%    matches exactly one character

Ilay "bokotra kely miloko maitso"

UserPost

23:27
31 mai 2010


Rotsaky

Guest

Samia mapiseho fa miray ny vahoaka Malagasy ary mijoro hatrany amin'ny tsy fankatoavana ny mpanongam-panjakana sy fahavalom-bahoaka.

7:35
1 juin 2010


bilboquet

Antananarivo Madagascar

Member

posts 841

Miray hina tokoa ve isika??? Sarotra ny hino an'izany!! Satria raha nisy izay firaisankina izay tsy ho tonga amin'izao toe-draharaha izao isika! Efa ho herintaona izay no nilazana teto hoe isika vahoaka ihany no tena manana ny vahaolana tsara indrindra amin'izao krizy izao fa tsy naharototra andramalagasy e! Fa de miandry ny mana avy an-danitra no ataon'ny sasany, ny sasany indray mitsetra fotsiny no ataony,ny sasany mandatsa!!raha tena niray hina isika efa nahenika an'Antananarivo ny hetsika atao eto amin'Magro Behoririka fa saingy indrisy mantsy fa ny miala tsiny no ataon'ny sasany,ny sasany indray tsy manam-potoana, ny sasany mbola mitady vola!!
Mbola ho ela e!!

Pays maudit – Peuple damné


About the Topmada.com Forum

Forum Timezone: Indian/Antananarivo

Most Users Ever Online: 330

Currently Online:
24 Guests

Currently Browsing this Topic:
1 Guest

Forum Stats:

Groups: 1
Forums: 1
Topics: 8087
Posts: 40110

Membership:

There are 1625 Members
There have been 4333 Guests

There is 1 Admin

Top Posters:

bilboquet – 841
litakely1 – 763
rabaradaka – 500
watches – 334
paolison – 313
zo – 311

Recent New Members: Rainandriamampandry, tong321, blacky, tsikivy, bip, Raworst

Administrators: C.S. (2 Posts)



 
Diffuser :
  • Digg
  • email
  • Google Bookmarks
  • MySpace
  • Wikio FR
  • Facebook