Souris misy bokotra 18 Raha toa ka mbola mikitikitika ny souris misy bokotra roa sy kodiarana iray ny pokona eto amin'ny tanana dia efa miala any indray izany souris ahitana bokotra valo ambin'ny folo izany.