Ou suis je ?

Paroles Fitiavana Vrai Be de Jobily Weber

Jobily Weber

Jobily Weber

Album Fitiavana Vrai Be
Paroles Jobily Weber Fitiavana Vrai Be

Paroles Jobily Weber Fitiavana Vrai Be

N'aiza n'aiza no alehanao
tsarovy fa izaho, tsy manadino anao
na dia teo, aza ireo ady natao
ny foko hitahiry ireo tsara vitanao

mbola ho lava ny lalan-tsika izany
fianana maro mbola no diavina aza omana
tsiny izaho fa voatery handao anatsy izaho, tsy ianao no nahatonga izao


fitiavana vrai be, nivadiko anao
ambarako an'ise fa izaho tsy handao
hitady asa monja nandehanako alavitrany


tsa drague joba na hirevy vinany

tsy drague, na hijery, nahitady vazaha
tsy drangue, nahijery, nahitady zana-bazaha.

[ Merci à radio FM d'avoir ajouté ces paroles ]
» Corriger les paroles ?

Envoyer ta dédicace au sujet de Jobily Weber :




LES DEDICACES POUR Jobily Weber
  • Par le GreatMaster

    Aucun commentaire pour Jobily Weber ! Si tu veux etre le premier a mettre ton commentaire, tu peux le poster en utilisant le formulaire ci-dessous.

La suite de l'actu de Jobily Weber sur ton e-mail :

Voir aussi

ECOUTER LA WEBRADIO
ILS EN PARLENT DANS LES FORUMS
ENVOIE CES PAROLES À TES AMIS

LES FILS ACTU DE CET ARTISTE