NY HAISORATRA MALAGASY Accueil | Plan du site | Présentation | Nous écrire | Charte | Espace privé | Recherche : _______________ Ok Ce site est consacré à la littérature malgache [pixel.gif] Ireo mpanoratra ankehitriny / Ecrivains en ligne [pixel.gif] [pixel.gif] [pixel.gif] Ato no misy ireo mpanoratra vaovao sy efa fantatra ary ireo rehetra izay te hametraka ny asany satria tia ny haisoratra. Dans cette rubrique sont présentés des ecrivains de l'espace littéraire contemporain malgache englobant tout le continuum des genres depuis la littérature de tradition orale à l'usage de l'expression étrangère. [pixel.gif] [pixel.gif] [pixel.gif] [puce.png] Bilaogy / Blog (vaovao !) [pixel.gif] [pixel.gif] [puce.png] Tantara / Romans [pixel.gif] [pixel.gif] [puce.png] Tononkalo / Poésie Lesona sy fitsipika / Leçons de malgache [pixel.gif] [pixel.gif] [pixel.gif] Amporisihina ireo mpampianatra sy mpikaroka momba ny teny sy ny fitsipi-panoratana. Lieu réservé aux enseignants, chercheurs sur la langue et les règles... [pixel.gif] [pixel.gif] [pixel.gif] [puce.png] Tsipelina / Orthographe [pixel.gif] [pixel.gif] [puce.png] Voambolana / Vocabulaire Mpanohy any amin'ny namana / Nos Liens [pixel.gif] [pixel.gif] [pixel.gif] Takalom-patsa ... ... vers d'autres sites [pixel.gif] Mpanoratra Efa Fantatra / Auteurs Classiques [pixel.gif] [pixel.gif] [pixel.gif] Ho an'izay te hametraka ny asan'ireo izay efa fanta-daza eo amin'ny haisoratra malagasy. Pour ceux qui voudront mettre en ligne les incontournables de la littérature malgache. [pixel.gif] Ny Taloha sy ny Ankehitriny / Littérature Traditionnelle [pixel.gif] [pixel.gif] [pixel.gif] Un espace privilégié pour les formes traditionnelles proches de l'oralité que ce soit le Kabary, le Hainteny ou les Proverbes. [pixel.gif] [pixel.gif] [pixel.gif] [puce.png] Fomba amam-panao sy soatoavina [pixel.gif] [pixel.gif] [puce.png] TANTARAM-PIRENENA Panorama de la littérature malgache [pixel.gif] [pixel.gif] [puce.png] Etat des lieux et perspectives Sompitra / Bibliographie [pixel.gif] [pixel.gif] [puce.png] Centres de documentation [pixel.gif] [pixel.gif] [puce.png] Fandalinana / Etudes [pixel.gif] [pixel.gif] [puce.png] Ouvrages de référence Vaovao Farany / Actualités littéraires [pixel.gif] [pixel.gif] [pixel.gif] Natao ho fampahafantarana ny famoaham-boky, fihetsiketsehana isan-karazany mahakasika ny haisoratra. Cette rubrique est consacrée à l'actualité littéraire malgache : les sorties de livres et les évènements relatifs à la littérature malgache. [pixel.gif] [pixel.gif] [pixel.gif] [puce.png] Vao niseho / Vient de paraître [pixel.gif] Vous êtes ici : Vaovao Farany / Actualités littéraires > FITIAVANA ! NY EJA FITIAVANA ! [imprim.gif] IMPRIMER jeudi 9 février 2006, napetrak'i / mis en ligne par Nary Fitiavana ! Dia misy ny fitiavana toa mirentirenty manaitra toy ny varatra , mandalo vetivety satria tsy misy akony mba matotra any aoriana ka ireo izay tratrany , nanjahatra ary sina !. Dia misy ny fitiavana toa sarotra antenaina Na misy aza finiavana dia mampiferin'aina ireo mpiventy azy, toa malahelohelo miezaka milozoka ity tsiambaratelo . Dia misy ny fitiavana ho fangalana tombony ventesina ny tiako , ny ho doria tononina kanefa nony tapitra sy fongana ny harena, dia lefy ilay fitia, nirodana nianjera !. Dia misy ny fitiavana ho an'ny manirery ilay tia anie tsy takatra, ilay tiana anefa very tsy mety mifanojo satria dia izay no anjarany ka dia mifampitady , eny hatramin'ny farany !. Fa ilay fitiavana, itiavako anao fitia feno fitia, manitra vaovao !. NY Eja (15 septembre 2005) [pixel.gif] [pixel.gif] [pixel.gif] Dans la même rubrique : [puce.png] Tolon'i Beloha [puce.png] Obituary Raymond Kent [puce.png] "La violence à l'encontre des enfants", Etude qualitative, [puce.png] « Le chiffre de 90 000 morts ne correspond pas a la realité » [puce.png] Rencontre-débat littéraire avec J.L. Raharimanana [puce.png] F.Gabriel R A J O N A H (1895-1972) [puce.png] Samedi 29 mars 1947 - Une grande date de l'histoire franco-malgache [puce.png] Nodimandry ny sabotsy teo i G.R.G (Georgette Ranivoarivelo Gabrielle) : 1932-2008 [puce.png] Mahamenatra [puce.png] Mafy izany te ho vazaha [pixel.gif] [pixel.gif] [] HAISORATRA | PLAN DU SITE | PRESENTATION | NOUS ECRIRE | CHARTE | ESPACE PRIVÉ